2 Chronicles 13:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nitodika ny Joda ka indreo, teo alohany sy teo aorianany ny fahavalo, dia nitaraina tamin’NY TOMPO izy, ary ny mpisorona dia nitsoka ny trompetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niherika i Jodà ka indro fa nisy mpamely teo anoloany sy teo ivohony. Nitaraina tamin’i Iaveh izy, ary nitsoka trômpetra ny mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nijery manodidina azy ny Jodeanina, dia indreo teo anoloany sy teo ivohony ny fahavalo; ka niantso vonjy tamin’ny TOMPO izy. Vao nitsoka trompetra ny mpisorona,
Malagasy Bible 1865
Ary nony nitodika ny Joda, ka, indreo, teo alohany sy teo aoriany ny fahavalo, dia nitaraina tamin'i Jehovah izy, ary ny mpisorona nitsoka ny trompetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nitodika ny Joda ka indreo, teo alohany sy teo aorianany ny fahavalo, dia nitaraina tamin’NY TOMPO izy, ary ny mpisorona dia nitsoka ny trompetra.
malagasy
Ary nony nitodika ny Joda, ka, indreo, teo alohany sy teo aoriany ny fahavalo, dia nitaraina tamin'i Jehovah izy, ary ny mpisorona nitsoka ny trompetra.