2 Chronicles 13:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihoby ny lehilahy amin’ny Joda; ary raha nihoby izy dia tamin’izay no namelezan’Andriamanitra an’i Jeroboama sy ny Israely rehetra teo anoloan’i Abia sy ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao akora lava fikatrohana ny lehilahy amin’i Jodà ary dieny nanao akora fikatrohana ny lehilahin’i Jodà, i Iaveh kosa namely an’i Jerôbôama sy i Israely rehetra teo anoloan’i Abià sy i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nanao akoran’ady ny miaramila jodeanina; koa tamin’izay no namelezan’Andriamanitra an’i Jerôbohama sy ny Israelita tavaratra rehetra teo anoloan’i Abià sy ny Jodeanina.
Malagasy Bible 1865
Dia nihoby ny lehilahy amin'ny Joda; ary raha nihoby izy, Andriamanitra dia namely an'i Jeroboama sy ny Isiraely rehetra teo anoloan'i Abia sy ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihoby ny lehilahy amin’ny Joda; ary raha nihoby izy dia tamin’izay no namelezan’Andriamanitra an’i Jeroboama sy ny Israely rehetra teo anoloan’i Abia sy ny Joda.
malagasy
Dia nihoby ny lehilahy amin'ny Joda; ary raha nihoby izy, Andriamanitra dia namely an'i Jeroboama sy ny Isiraely rehetra teo anoloan'i Abia sy ny Joda.