2 Chronicles 13:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandositra niala teo anoloan’ny Joda ny Zanak’Israely; ary Andriamanitra nanolotra azy ho eo an-tanany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandositra teo anoloan’i Jodà ny zanak’i Israely ary natolotr’Andriamanitra ho eo an-tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandositra teo anoloan’ireto Jodeanina ny Israelita ka natolotr’Andriamanitra ho eo ambany fifehezany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'isiraely nandositra niala teo anoloan'ny Joda; ary Andriamanitra nanolotra azy ho eo an-tànany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandositra niala teo anoloan’ny Joda ny Zanak’Israely; ary Andriamanitra nanolotra azy ho eo an-tanany
malagasy
Ary ny Zanak'isiraely nandositra niala teo anoloan'ny Joda; ary Andriamanitra nanolotra azy ho eo an-tànany,