2 Chronicles 13:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nahafatesan’i Abia sy ny vahoakany be dia be izy; ary niampatrampatra ny fatin’ny Israely, dia lehilahy dimy hetsy voafantina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nataon’i Abià sy ny vahoakany lambam-bary, ka nisy lehilahy voafantina 500.000 no maty niampatrampatra tamin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Faharesena goavana no namaizan’i Abià sy ny tafiny azy, ka nataony niampatrampatra ny fatin’ireo miaramila israelita voafantina nisy andiany dimanjato.
Malagasy Bible 1865
ka nahafatesan'i Abia sy ny vahoakany be dia be izy; ary niampatrampatra ny fatin'ny Isiraely, dia lehilahy dimy hetsy voafantina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nahafatesan’i Abia sy ny vahoakany be dia be izy; ary niampatrampatra ny fatin’ny Israely, dia lehilahy dimy hetsy voafantina.
malagasy
ka nahafatesan'i Abia sy ny vahoakany be dia be izy; ary niampatrampatra ny fatin'ny Isiraely, dia lehilahy dimy hetsy voafantina.