2 Chronicles 13:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no nampietrena ny Zanak’Israely fehizay; ary ny taranak’i Joda no nahery, satria niankina tamin’NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naetry ny zanak’i Israely tamin’izany andro izany, fa nihamahery kosa ny taranak’i Jodà, satria niankina tamin’i Iaveh Andriamanitry ny razany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany fotoana izany no nampietrena ny Israelita; nandresy kosa ny Jodeanina satria niankina tamin’ny TOMPO Andriamanitry ny razany.
Malagasy Bible 1865
Toy izany no nampietrena ny Zanak'isiraely fahizay; ary ny taranak'i Joda no nahery, satria niankina tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no nampietrena ny Zanak’Israely fehizay; ary ny taranak’i Joda no nahery, satria niankina tamin’NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, izy.
malagasy
Toy izany no nampietrena ny Zanak'isiraely fahizay; ary ny taranak'i Joda no nahery, satria niankina tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izy.