2 Chronicles 13:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanenjika an’i Jeroboama i Abia ka nahazo ny tanànany, dia i Betela mbamin’ny vohitra miankina aminy sy i Jesana mbamin’ny vohitra miankina aminy ary i Efrona mbamin’ny vohitra miankina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notanahin’i Abià i Jerôbôama, ka nahazoany ireto tanàna ireto: i Betela sy ny tanàna momba azy, i Jesàna sy ny tanàna momba azy, i Efrôna sy ny tanàna momba azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanenjika an’i Jerôbohama i Abià ka nisy azony ny tanànany, dia i Betela sy i Jesanà ary i Hefrôna mbamin’ireo tanàna madinika manodidina azy avy.
Malagasy Bible 1865
Ary Abia nanenjika an'i Jeroboama ka nahazo ny tanànany, dia Betela mbamin'ny zana-bohiny sy Jesana mbamin'ny zana-bohiny ary Efrona mbamin'ny zana-bohiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanenjika an’i Jeroboama i Abia ka nahazo ny tanànany, dia i Betela mbamin’ny vohitra miankina aminy sy i Jesana mbamin’ny vohitra miankina aminy ary i Efrona mbamin’ny vohitra miankina aminy.
malagasy
Ary Abia nanenjika an'i Jeroboama ka nahazo ny tanànany, dia Betela mbamin'ny zana-bohiny sy Jesana mbamin'ny zana-bohiny ary Efrona mbamin'ny zana-bohiny. [Na: Efraima]