2 Chronicles 13:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Telo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Mikaia, zanakavavin’i Oriela, avy any Gibea. Ary niady i Abia sy i Jeroboama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny anaran-dreniny dia Mikaià, zanaka vavin’i Oriela, avy any Gabaà. Niady i Abià sy i Jerôbôama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary naharitra telo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Mikaià, zanakavavin’i Oriela avy any Gibehà. Niady i Abià sy i Jerôbohama.
Malagasy Bible 1865
Telo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Mikaia, zanakavavin'i Oriela, avy any Gibea. Ary niady Abia sy Jeroboama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Telo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Mikaia, zanakavavin’i Oriela, avy any Gibea. Ary niady i Abia sy i Jeroboama.
malagasy
Telo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Mikaia, zanakavavin'i Oriela, avy any Gibea. Ary niady Abia sy Jeroboama.