2 Chronicles 13:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy naharina intsony i Jeroboama tamin’ny andron’i Abia; ary NY TOMPO namely azy ka maty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nahazo hery intsony i Jerôbôama tamin’ny andron’i Abià, fa nokapohin’i Iaveh izy ka maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andron’i Abià, dia tsy nanan-kery intsony i Jerôbohama; ary namely azy ny TOMPO, ka maty izy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jeroboama tsy naharina intsony tamin'ny andron'i Abia; ary Jehovah namely azy, ka dia maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy naharina intsony i Jeroboama tamin’ny andron’i Abia; ary NY TOMPO namely azy ka maty izy.
malagasy
Ary Jeroboama tsy naharina intsony tamin'ny andron'i Abia; ary Jehovah namely azy, ka dia maty izy.