2 Chronicles 13:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitombo hery i Abia; nanana vady efatra amby folo izy ka niteraka lahy roa amby roapolo sy vavy enina amby folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Abià kosa nitombo hery, nanam-bady 14 izy, ary niteraka lahy 22 sy vavy 16.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Abià kosa nitombo fahefana; ary nanam-bady 14 izy, ka zazalahy 22 sy zazavavy 16 no naterany.
Malagasy Bible 1865
Ary Abia nitombo hery, ary nanam-bady efatra ambin'ny folo izy ka niteraka lahy roa amby roa-polo sy vavy enina ambin'ny folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitombo hery i Abia; nanana vady efatra amby folo izy ka niteraka lahy roa amby roapolo sy vavy enina amby folo.
malagasy
Ary Abia nitombo hery, ary nanam-bady efatra ambin'ny folo izy ka niteraka lahy roa amby roa-polo sy vavy enina ambin'ny folo.