2 Chronicles 13:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tantaran’i Abia sisa mbamin’ny nataony sy ny teniny dia efa voasoratra ao amin’ny bokin’Ido mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisa tamin’ny asan’i Abià mbamin’ny nataony sy ny teniny, dia efa voasoratra ao amin’ny boky Fitadidian’i Adô mpaminany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Abià ary koa ny zava-bitany sy nataony dia efa voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Tsiahin’i Hidao mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Abia sisa mbamin'ny nataony sy ny teniny dia efa voasoratra ao amin'ny bokin'Ido mpaminany. Ary Abia lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-tanànan'i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin'ny andron'i Asa dia nandry folo taona ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tantaran’i Abia sisa mbamin’ny nataony sy ny teniny dia efa voasoratra ao amin’ny bokin’Ido mpaminany.
malagasy
Ary ny tantaran'i Abia sisa mbamin'ny nataony sy ny teniny dia efa voasoratra ao amin'ny bokin'Ido mpaminany.[Ny niandohan'ny nanjakan'i Asa, sy ny nandravany ny fombam-pivavahana tsy marina, ary ny nandreseny ny Etiopiana] Ary Abia lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-tanànan'i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin'ny andron'i Asa dia nandry folo taona ny tany.