2 Chronicles 13:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nitsangana kosa i Jeroboama, zanak’i Nebata, mpanompon’i Solomona, zanak’i Davida, ka nikomy tamin’ny tompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nitsangana nikomy tamin’ny tompony kosa i Jerôbôama zanak’i Nabata, mpanompon’i Salômôna zanak’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa kosa nitsangana i Jerôbohama, zanakalahin’i Nebata sady mpanompon’i Salômôna zanakalahin’i Davida, ka nikomy tamin’ny tompony.
Malagasy Bible 1865
Nefa kosa Jeroboama, zanak'i Nebata, mpanompon'i Solomona, zanak'i Davida, nitsangana ka niodina tamin'ny tompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nitsangana kosa i Jeroboama, zanak’i Nebata, mpanompon’i Solomona, zanak’i Davida, ka nikomy tamin’ny tompony.
malagasy
Nefa kosa Jeroboama, zanak'i Nebata, mpanompon'i Solomona, zanak'i Davida, nitsangana ka niodina tamin'ny tompony.