2 Chronicles 13:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy koa, olom-poana, tena ratsy fanahy, niangona tao aminy ka nampahery ny tenany hanohitra an’i Rehoboama, zanak’i Solomona raha mbola zaza sy tanora fanahy izy ka tsy nahatohitra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Olona tsinontsinona, zanak’i Beliala, no niangona teo aminy, sy naharesy an-dRôbôama zanak’i Salômôna. Ary mbola tanora sy sarotsaro-tahotra i Rôbôama fahizay, ka tsy nahatohitra azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy koa olom-poana, tena ratsy fanahy, tafangona teo amin’i Jerôbohama ka nampidrikina azy tamin’i Rehabohama zanakalahin’i Salômôna; fa mbola tanora sady marefo toetra i Rehabohama tamin’izay ka tsy nahatohitra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, nisy olom-poana, tena ratsy fanahy, niangona tao aminy ka nampahery ny tenany hanohitra an-dRehoboama, zanak'Solomona, raha mbola zaza sy tanora fanahy izy ka tsy nahatohitra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy koa, olom-poana, tena ratsy fanahy, niangona tao aminy ka nampahery ny tenany hanohitra an’i Rehoboama, zanak’i Solomona raha mbola zaza sy tanora fanahy izy ka tsy nahatohitra azy.
malagasy
Ary koa, nisy olom-poana, tena ratsy fanahy, niangona tao aminy ka nampahery ny tenany hanohitra an-dRehoboama, zanak'Solomona, raha mbola zaza sy tanora fanahy izy ka tsy nahatohitra azy.