2 Chronicles 14:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa nandrava ny alitaran’ny firenen-kafa sy ny toerana fanaovana sorona izy sady nanorotoro ny tsangambaton-tsampy ary nikapa ny tsangankazon-tsampy ho an’ny Aseraha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nanorotoro ny tsangam-bato sy ny aserah.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa noravany ny alitara aman- toeram-panasinan ’ireo firenena vahiny, notorotoroiny ny tsangambaton-tsampy ary nokapainy ny tsatokazo fanajana an’i Aserà.
Malagasy Bible 1865
fa nandrava ny alitaran'ny firenena hafa sy ny fitoerana avo izy sady nanorotoro ny tsangam-baton-tsampy ary nikapa ny Aseraha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa nandrava ny alitaran’ny firenen-kafa sy ny toerana fanaovana sorona izy sady nanorotoro ny tsangambaton-tsampy ary nikapa ny tsangankazon-tsampy ho an’ny Aseraha*.
malagasy
fa nandrava ny alitaran'ny firenena hafa sy ny fitoerana avo izy sady nanorotoro ny tsangam-baton-tsampy ary nikapa ny Aseraha.