2 Chronicles 14:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanorina tanàna mimanda tany Joda izy; dia nandry fehizay ny tany fa tsy nisy ady tamin’izany andro izany, satria NY TOMPO no nanome azy fiadanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao tanàna mimanda tamin’i Jodà izy, fa nandry ny tany, ary tsy nisy ady namely azy tamin’izany taona izany, satria nomen’i Iaveh fitsaharana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, nandry feizay tokoa ny tany fa tsy nisy niady tamin’i Asà nandritra ireo taona ireo, satria ny TOMPO no nanome azy fiadanana ary nanamafy tanàna maro tao Joda ny mpanjaka nandritra izany fotoam-pilaminana izany
Malagasy Bible 1865
Ary nanao tanàna mimanda tany Joda izy; ka dia nandry fahizay ny tany, fa tsy nisy ady tamin'izany andro izany; fa Jehovah no nanome azy fiadanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanorina tanàna mimanda tany Joda izy; dia nandry fehizay ny tany fa tsy nisy ady tamin’izany andro izany, satria NY TOMPO no nanome azy fiadanana.
malagasy
Ary nanao tanàna mimanda tany Joda izy; ka dia nandry fahizay ny tany, fa tsy nisy ady tamin'izany andro izany; fa Jehovah no nanome azy fiadanana.