2 Chronicles 14:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanana miaramila telo hetsy mpitana ampinga lehibe sy lefona avy tamin’i Joda i Asa, valo alina sy roa hetsy koa ny mpitana ampinga sy tsipìka avy amin’ny Benjamina; ireo rehetra ireo dia lehilahy mahery avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no tafika nananan’i Asà: 300.000 miaramila an-defona sy ampinga, tamin’i Jodà; 280.000, miaramila mpitana ampinga mpandefa tsipìka, tamin’i Benjamina. Lehilahy mahery avokoa ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanan-tafika i Asà, dia miaramila jodeanina nisy antokony telonjato samy mpirongo ampinga lehibe sy lefona ary koa miaramila benjaminita nisy antokony 280 samy mpirongo ampinga maivana sy tsipîka; ireo rehetra ireo dia vantan-dehilahy maherifo avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary Asa nanana miaramila, dia telo hetsy mpitana ampinga lehibe sy lefona avy tamin'ny Joda, ary valo alina amby roa hetsy mpitana ampinga sy tsipìka avy amin'ny Benjamina; ireo rehetra ireo dia lehilahy mahery avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanana miaramila telo hetsy mpitana ampinga lehibe sy lefona avy tamin’i Joda i Asa, valo alina sy roa hetsy koa ny mpitana ampinga sy tsipìka avy amin’ny Benjamina; ireo rehetra ireo dia lehilahy mahery avokoa.
malagasy