2 Chronicles 14:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niainga hiady tamin’ireo i Zera kosita dia nitondra miaramila iray tapitrisa sy kalesy fitondra miady telonjato ka tonga tao Maresa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nivoaka hiady tamin’ireo i Zarà, Etiôpianina, nitondra miaramila 1.000.000 sy kalesy 300, ka nandroso hatrany Maresà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Zera, ilay Etiôpianina, dia niainga hiady tamin’izany tafika izany sady nitondra miaramila nisy antokony arivo sy kalesy telonjato, ka tonga tao Maresà.
Malagasy Bible 1865
Ary Zera Etiopiana nivoaka hiady tamin'ireo ka nitondra miaramila iray tapitrisa sy kalesy telon-jato, ka dia tonga tao Maresa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niainga hiady tamin’ireo i Zera kosita dia nitondra miaramila iray tapitrisa sy kalesy fitondra miady telonjato ka tonga tao Maresa.
malagasy
Ary Zera Etiopiana nivoaka hiady tamin'ireo ka nitondra miaramila iray tapitrisa sy kalesy telon-jato, ka dia tonga tao Maresa.