2 Chronicles 14:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nivoaka hiady taminy koa i Asa, dia samy nilahatra hiady teo an-dohasaha Zefata akaiky an’i Maresa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka hiady aminy i Asà, ka samy nilahatra hiady teo an-dohasaha Sefatà akaikin’i Maresà izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niroso hifanandrina aminy kosa i Asà; ka samy nilahatra hiady teo an-dohasaha Tsefatà akaikin’i Maresà izy roa tonta.
Malagasy Bible 1865
Ary Asa nivoaka hiady taminy, dia samy nilahatra hiady teo andohasaha Zefata akaikin'i Maresa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nivoaka hiady taminy koa i Asa, dia samy nilahatra hiady teo an-dohasaha Zefata akaiky an’i Maresa izy.
malagasy
Ary Asa nivoaka hiady taminy, dia samy nilahatra hiady teo andohasaha Zefata akaikin'i Maresa izy.