2 Chronicles 15:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tamin’i Azaria, zanak’i Odeda, ny Fanahin’Andriamanitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tamin’i Azariasa zanak’i Obeda ny fanahin’Andriamanitra
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tamin’i Hazarià zanakalahin’i Hôdeda ny Fanahin’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fanahin'Andriamanitra tonga tamin'i Azaria, zanak'i Odeda;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tamin’i Azaria, zanak’i Odeda, ny Fanahin’Andriamanitra;
malagasy
[Ny nananaran'i Azaria mpaminany an'i Asa, ary ny fahazotoan'i Asa handrava ny fivavahana tsy marina sy hanangana indray ny fivavahana amin'i Jehovah] Ary ny Fanahin'Andriamanitra tonga tamin'i Azaria, zanak'i Odeda;