2 Chronicles 15:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nivory tany Jerosalema ireo tamin’ny volana fahatelo tamin’ny taona fahadimy amby folo nanjakan’i Asa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivory tao Jerosalema izy ireo, tamin’ny volana fahatelon’ny taona faha-15 nanjakan’i Asà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tafavory tokoa tao Jerosalema tamin’ny volana fahatelon’ny taona faha-15 nanjakàn’i Asà.
Malagasy Bible 1865
Ary nivory tany Jerosalema ireo tamin'ny volana fahatelo tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Asa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nivory tany Jerosalema ireo tamin’ny volana fahatelo tamin’ny taona fahadimy amby folo nanjakan’i Asa.
malagasy
Ary nivory tany Jerosalema ireo tamin'ny volana fahatelo tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Asa.