2 Chronicles 15:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’io andro io dia nanolotra fanatitra ho an’NY TOMPO tamin’ny babo izay noentiny izy, dia omby fitonjato sy ondry aman’osy fito arivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay andro izay, omby 700 sy ondry 7.000, tamin’ny babo nentiny, no nataony sorona ho an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Androtrizay no nanolorana sorona ho an’ny TOMPO tamin’ny babo izay nentiny, dia omby fitonjato sy ondry aman’osy fito arivo.
Malagasy Bible 1865
Ary androtrizay no nanaterany fanatitra ho an'i Jehovah tamin'ny babo izay nentiny, dia omby fitonjato sy ondry aman'osy fito arivo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’io andro io dia nanolotra fanatitra ho an’NY TOMPO tamin’ny babo izay noentiny izy, dia omby fitonjato sy ondry aman’osy fito arivo.
malagasy
Ary androtrizay no nanaterany fanatitra ho an'i Jehovah tamin'ny babo izay nentiny, dia omby fitonjato sy ondry aman'osy fito arivo.