2 Chronicles 15:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa na iza na iza tsy mety mitady NY TOMPO Andriamanitry ny Israely dia hovonoina ho faty, na kely na lehibe, na lahy na vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka na zovy na zovy tsy hitady an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, dia hatao maty mihitsy na kely na lehibe, na lahy na vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka na iza na iza tsy mety mitady ny TOMPO Andriamanitr’i Israely, dia hatao maty, na kely na lehibe, na lahy na vavy.
Malagasy Bible 1865
ka na iza na iza tsy mety mitady an'i Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, dia hatao maty, na kely na lehibe, na lahy na vavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa na iza na iza tsy mety mitady NY TOMPO Andriamanitry ny Israely dia hovonoina ho faty, na kely na lehibe, na lahy na vavy.
malagasy
ka na iza na iza tsy mety mitady an'i Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, dia hatao maty, na kely na lehibe, na lahy na vavy.