2 Chronicles 15:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nianiana tamin’NY TOMPO tamin’ny feo mahery sy ny fihobiana ary tamin’ny trompetra sy ny anjomara izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao feo avo izy nianiana tamin’i Iaveh tamin’ny hobin-kafaliana sy feon-trômpetra aman’anjomara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nianiana tamin’ny TOMPO izy ireo, ka nampombainy horakoraka sy fihobiana ary feon-trompetra sy anjomara izany.
Malagasy Bible 1865
Ary nianiana ho an'i Jehovah tamin'ny feo mahery sy ny fihobiana ary tamin'ny trompetra sy ny anjomara izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nianiana tamin’NY TOMPO tamin’ny feo mahery sy ny fihobiana ary tamin’ny trompetra sy ny anjomara izy.
malagasy
Ary nianiana ho an'i Jehovah tamin'ny feo mahery sy ny fihobiana ary tamin'ny trompetra sy ny anjomara izy.