2 Chronicles 15:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny toerana fanaovana sorona tamin’ny Israely dia tsy mba noravana; nefa nahitsy ny fon’i Asa tamin’ny androny rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy foana anefa ny fitoerana avo teo amin’i Israely, na dia lavorary aza ny fon’i Asà tamin’ny andro niainany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy mbola foana teo amin’i Israely ny toeram-panasinana, na dia nahitsy fo hatrany aza i Asà tamin’ny androm-piainany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fitoerana avo tsy mba noravana tamin'ny Isiraely; nefa nahitsy ny fon'i Asa tamin'ny androny rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny toerana fanaovana sorona tamin’ny Israely dia tsy mba noravana; nefa nahitsy ny fon’i Asa tamin’ny androny rehetra.
malagasy
Fa ny fitoerana avo tsy mba noravana tamin'ny Isiraely; nefa nahitsy ny fon'i Asa tamin'ny androny rehetra.