2 Chronicles 15:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tsy nisy ady intsony hatramin’ny taona fahadimy amby telopolo nanjakan’i Asa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy intsony ny ady hatramin’ny taona faha-35 nanjakan’i Asà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy nisy ady intsony hatramin’ny taona faha-35 nanjakàn’i Asà.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nisy ady intsony hatramin'ny taona fahadimy amby telo-polo nanjakan'i Asa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tsy nisy ady intsony hatramin’ny taona fahadimy amby telopolo nanjakan’i Asa.
malagasy
Ary tsy nisy ady intsony hatramin'ny taona fahadimy amby telo-polo nanjakan'i Asa.