2 Chronicles 15:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa ela ny Israely no tsy nanana an’Andriamanitra marina, na mpisorona mba hampianatra, na lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandritra ny fotoana ela i Israely, dia tsy nanana an’Andriamanitra marina, tsy nana-mpisorona mpampianatra, tsy nanan-dalàna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra ny fotoana ela ny Israelita no tsy nanana an’ilay Andriamanitra marina, na mpisorona hampianatra na lalàna.
Malagasy Bible 1865
Ary efa ela ny Isiraely no tsy nanana an'Andriamanitra marina, na mpisorona mampianatra, na lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa ela ny Israely no tsy nanana an’Andriamanitra marina, na mpisorona mba hampianatra, na lalàna.
malagasy
Ary efa ela ny Isiraely no tsy nanana an'Andriamanitra marina, na mpisorona mampianatra, na lalàna.