2 Chronicles 15:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany fotoana izany dia tsy nisy fiadanana ho an’izay nivoaka ny tanàna na izay niditra tao; fa horohoro be no nahazo ny mponina rehetra tamin’ny tany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahizany, nandry andriran’antsy izay nandeha nivezivezy, fa voan’ny korontam-be ny mponina rehetra tamin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay fotoana izay dia tsy afaka nifamoivoy tamim-pilaminana ny olona; fa horohoro be no nanjo ny mponina rehetra tamin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany dia tsy nisy fiadanana ho an'izay nivoaka na izay niditra; fa horohoro be no nahazo ny mponina rehetra tamin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany fotoana izany dia tsy nisy fiadanana ho an’izay nivoaka ny tanàna na izay niditra tao; fa horohoro be no nahazo ny mponina rehetra tamin’ny tany;
malagasy
Ary tamin'izany dia tsy nisy fiadanana ho an'izay nivoaka na izay niditra; fa horohoro be no nahazo ny mponina rehetra tamin'ny tany.