2 Chronicles 15:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nifandringana ny firenena sy ny tanàna, fa Andriamanitra nampangorohoro azy tamin’ny fahoriana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifandramatra ny samy firenena sy ny samy tanàna, fa notabatabain’Andriamanitra tamin’izao karazam-pahoriana rehetra izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifandringana ny firenena sy ny tanàna, satria Andriamanitra efa nampangorohoro azy tamin’ny fahoriana isan-karazany.
Malagasy Bible 1865
Ary nifandringana ny firenena sy ny tanàna, fa Andriamanitra nampangorohoro azy tamin'ny fahoriana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nifandringana ny firenena sy ny tanàna, fa Andriamanitra nampangorohoro azy tamin’ny fahoriana rehetra.
malagasy
Ary nifandringana ny firenena sy ny tanàna, fa Andriamanitra nampangorohoro azy tamin'ny fahoriana rehetra.