2 Chronicles 15:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Novoriny i Joda, i Benjamina rehetra, ny vahiny teo aminy izay avy tany amin’i Efraima, i Manase ary i Simeona; fa betsaka tamin’ny Israely no nanatona azy rehefa hitany fa NY TOMPO Andriamaniny no teo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novoriny daholo i Jodà sy i Benjamina mbamin’ireo avy amin’i Efraima sy i Manase ary i Simeôna, izay tonga nonina teo aminy, fa betsaka ny olona tamin’i Israely no tonga niandany taminy, nony nahita fa nomba azy i Iaveh Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy Israelita betsaka, avy tamin’ny foko efraîmita sy manasita ary simehônita, nifindra monina sy nanatona an’i Asà rehefa nahita fa niaraka tamin’i Asà ny TOMPO Andriamaniny. Novorîn’ny mpanjaka ireo mbamin’ny Jodeanina sy ny Benjaminita rehetra
Malagasy Bible 1865
Ary novoriny ny Joda sy ny Benjamina rehetra sy ny vahiny teo aminy izay avy tany amin'ny Efraima sy ny Manase ary ny Simeona; fa betsaka no nanatona azy avy tamin'ny Isiraely, raha hitany fa Jehovah Andriamaniny no teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Novoriny i Joda, i Benjamina rehetra, ny vahiny teo aminy izay avy tany amin’i Efraima, i Manase ary i Simeona; fa betsaka tamin’ny Israely no nanatona azy rehefa hitany fa NY TOMPO Andriamaniny no teo aminy.
malagasy