2 Chronicles 16:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tezitra tamin’ilay mpahita i Asa ka nanao azy tao an-tranomaizina; fa nisafoaka taminy indrindra izy noho izany. Ary ny olona sasany koa dia nampahorin’i Asa noho izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tezitra tamin’ilay mpahita i Asà ka nasainy natao an-tranomaizina io, fa tezitra tamin’io izy, noho ny tenin’io. Nisy olona sasany tamin’ny vahoaka koa nampahorin’i Asà tamin’izany andro izany indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tezitra sy nisafoaka tamin’ilay mpahita i Asà noho izany ka nampiditra azy am-ponja. Ary nisy olona sasany koa nampahorîn’i Asà tamin’izay fotoana izay.
Malagasy Bible 1865
Dia tezitra tamin'ilay mpahita Asa ka nanao azy tao an-trano-maizina; fa nisafoaka aminy indrindra izy noho izany. Ary ny olona sasany koa dia nampahorin'i Asa tamin'izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tezitra tamin’ilay mpahita i Asa ka nanao azy tao an-tranomaizina; fa nisafoaka taminy indrindra izy noho izany. Ary ny olona sasany koa dia nampahorin’i Asa noho izay.
malagasy
Dia tezitra tamin'ilay mpahita Asa ka nanao azy tao an-trano-maizina; fa nisafoaka aminy indrindra izy noho izany. Ary ny olona sasany koa dia nampahorin'i Asa tamin'izay.