2 Chronicles 16:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, ny tantaran’i Asa, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, dia voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’ny Joda sy Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro fa ny asan’i Asà, na ny voalohany na ny farany dia voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’i Jodà sy i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tantaran’i Asà, na tamboalohany na tafara, dia voasoratra ao amin’ny Bokin’ireo mpanjakan’i Joda sy i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, ny tantaran'i Asa, na ny voalohany na ny farany, dia efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Joda sy ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, ny tantaran’i Asa, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, dia voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’ny Joda sy Israely.
malagasy
Ary, indro, ny tantaran'i Asa, na ny voalohany na ny farany, dia efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Joda sy ny Isiraely.