2 Chronicles 16:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hisy fanekena amiko sy aminao, dia toy ilay tamin’ny raiko sy ny rainao; koa indro, mampanatitra volafotsy sy volamena ho anao aho ka andeha, tsoahy ny fanekenao amin’i Basa, mpanjakan’ny Israely, mba hialany amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aoka hisy fanekem-pihavanana amiko sy aminao, toy ny tamin-drainao sy tamin’ikaky. Mampanatitra volafotsy sy volamena ho anao aho. Ary ianao kosa, andeha tsoahy ny fanekenao amin’i Baasà, mpanjakan’i Israely, mba hialany amiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aoka hisy fanekena amiko sy aminao, toy izay nisy tamin-draiko sy tamin-drainao. Koa indro mandefa volafotsy sy volamena ho anao aho; fa ndeha tsoahy ny fifanekenao tamin’i Bahasà mpanjakan’i Israely mba hialany amin’ny taniko.»
Malagasy Bible 1865
Misy fanekena amiko sy aminao, dia ilay tamin'ny raiko sy ny rainao; koa, indro, mampanatitra volafotsy sy volamena ho anao aho, ka andeha, tsoahy ny fanekenao amin'i Basa, mpanjakan'ny Isiraely, mba hialany amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hisy fanekena amiko sy aminao, dia toy ilay tamin’ny raiko sy ny rainao; koa indro, mampanatitra volafotsy sy volamena ho anao aho ka andeha, tsoahy ny fanekenao amin’i Basa, mpanjakan’ny Israely, mba hialany amiko.
malagasy
Misy fanekena amiko sy aminao, dia ilay tamin'ny raiko sy ny rainao; koa, indro, mampanatitra volafotsy sy volamena ho anao aho, ka andeha, tsoahy ny fanekenao amin'i Basa, mpanjakan'ny Isiraely, mba hialany amiko. [Na: Aoka hisy]