2 Chronicles 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’i Basa izany dia nitsahatra tsy nanamboatra an’i Rama intsony izy fa natsahany ny asany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany i Baasà dia natsahany ny fanorenana an’i Ramà, ary najanony ny asany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ren’i Bahasà izany vaovao izany, dia nitsahatra tsy nanamafy ny tanànan’i Ramà intsony izy, fa nampijanona ny asany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'i Basa izany, dia nitsahatra tsy nanamboatra an'i Rama intsony izy, fa natsahany ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’i Basa izany dia nitsahatra tsy nanamboatra an’i Rama intsony izy fa natsahany ny asany.
malagasy
Ary nony ren'i Basa izany, dia nitsahatra tsy nanamboatra an'i Rama intsony izy, fa natsahany ny asany.