2 Chronicles 16:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namory ny Joda rehetra i Asa mpanjaka avy eo; dia nesorin’ny olona ny vato sy ny hazo tao Rama, izay naorin’i Basa, ka noentiny nanamboarana an’i Geba sy Mizpa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nalain’i Asà i Jodà rehetra, dia nentin’izy ireo ny vato aman-kazo, nanorenan’i Baasà an’i Ramà, dia nanorenany an’i Gabaà sy i Masfà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novorin’i Asà mpanjaka ny Jodeanina rehetra; ka ireo no nanaisotra ny vato sy ny hazo tao Ramà, izay vao nohamafisin’i Bahasà. Dia nampiasan’i Asà ireo fitaovana ireo hanamafisana an’i Geba sy i Mitsepà.
Malagasy Bible 1865
Ary Asa mpanjaka namory ny Joda rehetra; ary dia nesorin'ny olona ny vato sy ny hazo tao Rama, izay naorin'i Basa, ka nentiny nanamboatra an'i Geba sy Mizpa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namory ny Joda rehetra i Asa mpanjaka avy eo; dia nesorin’ny olona ny vato sy ny hazo tao Rama, izay naorin’i Basa, ka noentiny nanamboarana an’i Geba sy Mizpa.
malagasy
Ary Asa mpanjaka namory ny Joda rehetra; ary dia nesorin'ny olona ny vato sy ny hazo tao Rama, izay naorin'i Basa, ka nentiny nanamboatra an'i Geba sy Mizpa.