2 Chronicles 16:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia nankeo amin’i Asa, mpanjakan’ny Joda, i Hanany mpahita ka niteny taminy hoe: Noho ny niankinanao tamin’ny mpanjakan’i Arama fa tsy niankina tamin’NY TOMPO Andriamanitrao, dia afa-nandositra ny tananao ny miaramilan’ny mpanjakan’i Arama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany no nahatongavan’i Hananì mpahita, tao amin’i Asà, mpanjakan’i Jodà, nilaza taminy hoe: «Noho ianao niankina tamin’ny mpanjakan’i Siria, fa tsy tamin’i Iaveh Andriamanitrao, noho izany dia afa-mandositra ny tananao ny tafiky ny mpanjakan’i Siria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany fotoana izany dia nankeo amin’i Asà, mpanjakan’i Joda, i Hananỳ mpaminany ka nanao taminy hoe: –Tsy ny TOMPO Andriamanitrao no niankinanao fa ny mpanjakan’i Siria; noho izany, dia votsotra tsy ho eo ambany fahefànao ny tafiky ny mpanjakan’i Siria.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany dia nankeo amin'i Asa, mpanjakan'ny Joda, Hanany mpahita ka nanao taminy hoe: Noho ny niankinanao tamin'ny mpanjakan'i Syria fa tsy niankina tamin'i Jehovah Andriamanitrao ianao, dia afa-nandositra ny tananao ny miaramilan'ny mpanjakan'i Syria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia nankeo amin’i Asa, mpanjakan’ny Joda, i Hanany mpahita ka niteny taminy hoe: Noho ny niankinanao tamin’ny mpanjakan’i Arama fa tsy niankina tamin’NY TOMPO Andriamanitrao, dia afa-nandositra ny tananao ny miaramilan’ny mpanjakan’i Arama.
malagasy