2 Chronicles 17:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Josafata, zanak’i Asa, no nanjaka nandimby azy, ary nitombo hery hifanandrina tamin’ny Israely izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jôsafata zanak’i Asà, no nanjaka nandimby azy. Nanamafy ny fiarovany tena tamin’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jôsafata, zanakalahin’i Asà, no nanjaka nandimby azy; ary nitombo hery teo anoloan’ny fanjakàn’i Israely izy.
Malagasy Bible 1865
Ary Josafata, zanak'i Asa, no nanjaka nandimby azy, ary nitombo hery hiaro tena tamin'ny Isiraely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Josafata, zanak’i Asa, no nanjaka nandimby azy, ary nitombo hery hifanandrina tamin’ny Israely izy.
malagasy
[Ny niandohan'ny nanjakan'i Josafata, sy ny fahazotoany hampandroso ny fivavahana tamin'i Jehovah, ary ny nanambinana azy] Ary Josafata, zanak'i Asa, no nanjaka nandimby azy, ary nitombo hery hiaro tena tamin'ny Isiraely izy.