2 Chronicles 17:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahazo ny fanjakana rehetra tamin’ny tany manodidina an’i Joda ny tahotra NY TOMPO ka tsy nisy niady tamin’i Josafata ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azon’ny tahotra an’i Iaveh ny fanjakana rehetra tamin’ny tany manodidina an’i Jodà, ka tsy niady tamin’i Jôsafata izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahazo ny fanjakana rehetra tamin’ny tany manodidina an’i Joda ny tahotra ny TOMPO, hany ka tsy nisy sahy niady tamin’i Jôsafata ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tahotra an'i Jehovah nahazo ny fanjakana rehetra tamin'ny tany manodidina an'i Joda, ka dia tsy nisy niady tamin'i Josafata ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahazo ny fanjakana rehetra tamin’ny tany manodidina an’i Joda ny tahotra NY TOMPO ka tsy nisy niady tamin’i Josafata ireo.
malagasy
Ary ny tahotra an'i Jehovah nahazo ny fanjakana rehetra tamin'ny tany manodidina an'i Joda, ka dia tsy nisy niady tamin'i Josafata ireo.