2 Chronicles 17:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Filistina sasany dia nitondra fanomezana sy vola hetra ho an’i Josafata; ny Arabo koa dia nitondra ondry aman’osy, dia ondrilahy fitonjato sy fito arivo sy osilahy fitonjato sy fito arivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy Filistinina nitondra fanatitra sy vola hetra ho an’i Jôsafata; ny Arabo koa nitondra biby fiompiny taminy, dia ondralahy 7.700, sy osilahy 7.700.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy aza Filistinina sasany nitondra fanomezana sy volafotsy hetra ho an’i Jôsafata; ary nisy koa Arabo nitondra ondry aman’osy, dia ondrilahy 7 700 sy osilahy 7 700.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Filistina sasany nitondra fanomezana sy vola hetra ho an'i Josafata; ary ny Arabo koa nitondra ondry aman'osy, dia ondrilahy fiton-jato amby fito arivo sy osilahy fiton-jato amby fito arivo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Filistina sasany dia nitondra fanomezana sy vola hetra ho an’i Josafata; ny Arabo koa dia nitondra ondry aman’osy, dia ondrilahy fitonjato sy fito arivo sy osilahy fitonjato sy fito arivo.
malagasy
Ary ny Filistina sasany nitondra fanomezana sy vola hetra ho an'i Josafata; ary ny Arabo koa nitondra ondry aman'osy, dia ondrilahy fiton-jato amby fito arivo sy osilahy fiton-jato amby fito arivo.