2 Chronicles 17:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nihanahery indrindra i Josafata ka nanao trano fiarovana sy tanàna fitahirizana tany Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nandroso amin’izay hampisondrotra azy ho amin’ny voninahitra ambony indrindra i Jôsafata. Nanao trano mimanda sy tanàna fitahirizana teo amin’i Jodà izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandroso hery hatrany i Jôsafata ka nanao manda fiarovana sy tanàna fitahirizam-bokatra manerana an’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary Josafata nihanahery indrindra ka nanao trano fiarovana sy tanàna fitehirizana tany Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nihanahery indrindra i Josafata ka nanao trano fiarovana sy tanàna fitahirizana tany Joda.
malagasy
Ary Josafata nihanahery indrindra ka nanao trano fiarovana sy tanàna fitehirizana tany Joda.