2 Chronicles 17:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanana fananana betsaka tao amin’ny tanànan’i Joda izy ary koa miaramila sy lehilahy mahery tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanana zavatra fitahiry betsaka izy teny amin’ny tanànan’i Jodà, ary miaramila mpiady, lehilahy mahery, tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanana tahirim-bokatra betsaka tao amin’ny tanànan’i Joda izy, ary koa miaramila maherifo tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary nanana fananana betsaka tao amin'ny tanànan'ny Joda koa sy miaramila, lehilahy mahery, tany Jerosalema izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanana fananana betsaka tao amin’ny tanànan’i Joda izy ary koa miaramila sy lehilahy mahery tany Jerosalema.
malagasy
Ary nanana fananana betsaka tao amin'ny tanànan'ny Joda koa sy miaramila, lehilahy mahery, tany Jerosalema izy.