2 Chronicles 17:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izao no nandaminana azy araka ny fianakaviany avy: Ny mpifehy arivo tamin’ny Joda dia i Adna mpitarika ary lehilahy mahery telo hetsy no niaraka taminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izao no nanisana azy ireo, araka ny fianakaviany avy: Ny tamin’i Jodà dia ireto no tomponarivo: i Adnà, mpifehy, sy lehilahy mahery 300.000, niaraka taminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalamina araka ny fianakaviany avy ireo, ka ny mpifehy vondro-miaramila avy tamin’ny fokon’i Joda dia ireto: i Hadnà no mpifehy lehilahy maherifo nisy andiany telonjato;
Malagasy Bible 1865
Ary izao no nandaminana azy araka ny fianakaviany avy: Ny mpifehy arivo tamin'ny Joda dia Adna komandy, ary ny fehiny dia lehilahy mahery telo hetsy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izao no nandaminana azy araka ny fianakaviany avy: Ny mpifehy arivo tamin’ny Joda dia i Adna mpitarika ary lehilahy mahery telo hetsy no niaraka taminy;
malagasy
Ary izao no nandaminana azy araka ny fianakaviany avy: Ny mpifehy arivo tamin'ny Joda dia Adna komandy, ary ny fehiny dia lehilahy mahery telo hetsy;