2 Chronicles 17:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
teo anilany indray dia i Amasia, zanak’i Zikry, ilay nanolo-tena ho an’NY TOMPO ary lehilahy mahery roa hetsy no niaraka taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary teo anilany i Amasiasa zanak’i Zekri, izay nanokan-tena an-tsitrapo ho an’i Iaveh sy lehilahy mahery 200.000 niaraka taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nanarakaraka azy indray dia i Hamasià, zanakalahin’i Zikry sady nanolo-tena an-tsitrapo ho an’ny TOMPO, mpifehy lehilahy maherifo nisy andiany roanjato.
Malagasy Bible 1865
ary nanarakaraka azy indray dia Amasia, zanak'i Zikry, ilay nanolotena ho an'i Jehovah, ary ny fehiny dia lehilahy mahery roa hetsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
teo anilany indray dia i Amasia, zanak’i Zikry, ilay nanolo-tena ho an’NY TOMPO ary lehilahy mahery roa hetsy no niaraka taminy.
malagasy
ary nanarakaraka azy indray dia Amasia, zanak'i Zikry, ilay nanolotena ho an'i Jehovah, ary ny fehiny dia lehilahy mahery roa hetsy.