2 Chronicles 17:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
teo anilany dia i Jozabada ary valo alina sy iray hetsy efa voaomana hiady no niaraka taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny teo anilany dia i Jôzabada, sy lehilahy 180.000 samy hary fiadiana hiady niaraka taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nanarakaraka azy dia i Jôzabada, izay mpifehy miaramila nisy andiany 180 samy ary fiadiana.
Malagasy Bible 1865
ary nanarakaraka azy dia Jozabada, ary ny fehiny dia valo alina amby iray hetsy efa voaomana hiady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
teo anilany dia i Jozabada ary valo alina sy iray hetsy efa voaomana hiady no niaraka taminy.
malagasy
ary nanarakaraka azy dia Jozabada, ary ny fehiny dia valo alina amby iray hetsy efa voaomana hiady.Ireo no mpitoetra tamin'ny mpanjaka, afa-tsy izay nampitoerin'ny mpanjaka tany amin'ny tanàna mimanda eran'i Joda rehetra.