2 Chronicles 17:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no nanompo teo amin’ny mpanjaka, afa-tsy izay nampitoerin’ny mpanjaka tany amin’ny tanàna mimanda manerana ny tanin’i Joda rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no nanompo ny mpanjaka, afa-tsy izay napetraky ny mpanjaka tany amin’ny tanàna mimanda, eran’i Jodà rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no vondro-miaramila nivonon-kanompo ny mpanjaka, ankoatra izay napetrany tany amin’ny tanànamimanda rehetra eran’i Joda manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ireo no mpitoetra tamin'ny mpanjaka, afa-tsy izay nampitoerin'ny mpanjaka tany amin'ny tanàna mimanda eran'i Joda rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no nanompo teo amin’ny mpanjaka, afa-tsy izay nampitoerin’ny mpanjaka tany amin’ny tanàna mimanda manerana ny tanin’i Joda rehetra.
malagasy
Ireo no mpitoetra tamin'ny mpanjaka, afa-tsy izay nampitoerin'ny mpanjaka tany amin'ny tanàna mimanda eran'i Joda rehetra.