2 Chronicles 17:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namponina miaramila tamin’ny tanàna mimanda rehetra manerana ny tanin’i Joda izy sady nametraka miaramila tany amin’ny tanin’i Joda sy tany amin’izay tanànan’i Efraima efa azon’i Asa rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nametraka antoko-miaramila tamin’ny tanàna mimanda rehetra amin’i Jodà izy, ary nametraka miaramila mponina tamin’ny tanànan’i Efraima efa azon’i Asà rainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nametrahany miaramila tamin’ny tanànamimanda rehetra eran’i Joda ary koa toby miaramila tao amin’ny tanin’i Joda sy tamin’ireo tanàna efraimita efa azon’i Asà rainy.
Malagasy Bible 1865
Ary namponina miaramila tamin'ny tanàna mimanda rehetra eran'i Joda izy sady nametraka miaramila tany amin'ny tany Joda sy tany amin'izay tanànan'ny Efraima efa azon'i Asa rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namponina miaramila tamin’ny tanàna mimanda rehetra manerana ny tanin’i Joda izy sady nametraka miaramila tany amin’ny tanin’i Joda sy tany amin’izay tanànan’i Efraima efa azon’i Asa rainy.
malagasy
Ary namponina miaramila tamin'ny tanàna mimanda rehetra eran'i Joda izy sady nametraka miaramila tany amin'ny tany Joda sy tany amin'izay tanànan'ny Efraima efa azon'i Asa rainy.