2 Chronicles 17:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nomba an’i Josafata satria nandeha tamin’ny lalan’i Davida rainy tamin’ny voalohany izy fa tsy mba nitady ireo Baala;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomban’i Iaveh i Jôsafata fa nandeha tamin’ny lalana voalohany nalehan’i Davida rainy; tsy nikatsaka an’ireo Baala izy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka tamin’i Jôsafata ny TOMPO, satria nanaraka ny toetran’i Davida razany fahiny izy fa tsy mba nitady ireo andriamanitra Bahala.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nomba an'i Josafata, satria nandeha tamin'ny nalehan'i Davida rainy izy, dia ilay tamin'ny voalohany, fa tsy mba nitady ireo Bala;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nomba an’i Josafata satria nandeha tamin’ny lalan’i Davida rainy tamin’ny voalohany izy fa tsy mba nitady ireo Baala*;
malagasy
Ary Jehovah nomba an'i Josafata, satria nandeha tamin'ny nalehan'i Davida rainy izy, dia ilay tamin'ny voalohany, fa tsy mba nitady ireo Bala;