2 Chronicles 17:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa NY TOMPO, Andriamanitry ny rainy, kosa no notadiaviny, ary araka ny didiny no nandehanany, fa tsy mba araka ny fanaon’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa Andriamanitry ny rainy no nokatsahiny, ary narahiny ny didiny fa tsy naka tahaka ny nataon’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitady ny Andriamanitry ny razany kosa izy, ka nizotra araka ny didiny fa tsy araka ny fanaon’ny Israelita tavaratra.
Malagasy Bible 1865
fa Jehovah, Andriamanitry ny rainy, kosa no notadiaviny, ary araka ny didiny no nalehany, fa tsy mba araka ny fanaon'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa NY TOMPO, Andriamanitry ny rainy, kosa no notadiaviny, ary araka ny didiny no nandehanany, fa tsy mba araka ny fanaon’ny Israely.
malagasy
fa Jehovah, Andriamanitry ny rainy, kosa no notadiaviny, ary araka ny didiny no nalehany, fa tsy mba araka ny fanaon'ny Isiraely.