2 Chronicles 17:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nampitoerin’NY TOMPO teo an-tanany ny fanjakana; ary nitondra fanomezana ho an’i Josafata ny Joda rehetra ka nanana harena sy voninahitra be izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nohamafisin’i Iaveh teo an-tanany ny fanjakana ary nitondran’i Jodà rehetra fanatitra i Jôsafata, ka nanan-karena amam-boninahitra be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nohamafisin’ny TOMPO ny fahefàm-panjakana teo an-tanany; ary dia nitondra fanomezana ho an’i Jôsafata ny Jodeanina rehetra, hany ka nanan-karena sy voninahitra be izy.
Malagasy Bible 1865
Koa dia nampitoerin'i Jehovah teo an-tànany ny fanjakana; ary ny Joda rehetra nitondra fanomezana ho an'i Josafata, ka dia nanana harena sy voninahitra be izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nampitoerin’NY TOMPO teo an-tanany ny fanjakana; ary nitondra fanomezana ho an’i Josafata ny Joda rehetra ka nanana harena sy voninahitra be izy.
malagasy
Koa dia nampitoerin'i Jehovah teo an-tànany ny fanjakana; ary ny Joda rehetra nitondra fanomezana ho an'i Josafata, ka dia nanana harena sy voninahitra be izy.