2 Chronicles 17:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’ny taona fahatelo nanjakany dia naniraka ny mpanapaka teo aminy izy, dia i Benaila, i Obadia, i Zakaria, i Netanela ary i Mikaia, hampianatra any amin’ny tanànan’i Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona fahatelo nanjakany, nirahiny hampianatra tany amin’ny tanànan’i Jodà, ireto lehibe ireto: i Bena-Haila, i Obdiasa, i Zakariasa, i Natanaely ary i Mikeasa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona fahatelo nanjakàn’i Jôsafata dia nisy manampahefana nirahiny mba hampianatra tany amin’ny tanànan’i Joda, dia i Beny-Haîla sy i Hôbadià, i Zakarià sy i Natanaela ary i Mikaià.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taona fahatelo nanjakany dia naniraka ny mpanapaka izy, dia Benaila sy Obadia sy Zakaria sy Netanela ary Mikaia, hampianatra tany amin'ny tanànan'ny Joda,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’ny taona fahatelo nanjakany dia naniraka ny mpanapaka teo aminy izy, dia i Benaila, i Obadia, i Zakaria, i Netanela ary i Mikaia, hampianatra any amin’ny tanànan’i Joda.
malagasy
Ary tamin'ny taona fahatelo nanjakany dia naniraka ny mpanapaka izy, dia Benaila sy Obadia sy Zakaria sy Netanela ary Mikaia, hampianatra tany amin'ny tanànan'ny Joda,