2 Chronicles 17:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy levita koa niaraka tamin’ireo, dia i Semaia, i Netania, i Zebadia, i Asahela, i Semiramota, i Jonatana, i Adonia, i Tobia ary i Toba-Adonia, mbamin’i Elisama sy i Jorama, mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy ireto Levita ireto niaraka taminy: i Semesiasa, i Nataniasa, i Zabadiasa, i Asaela, i Semiramôta, i Jonatàna, i Adoniasa, i Tôbiasa, i Tôbadôniasa; ary niaraka tamin’ireo koa ireto mpisorona ireto; i Elisamà sy i Jôrama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy koa levita niaraka tamin’ireo, dia i Semahià sy i Netanià, i Zebadià sy i Hasahela, i Semiramôta sy i Jônatàna ary i Adônià sy i Tôbià; ary tafaraka taminy koa i Elisamà sy i Jôrama mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy Levita koa niaraka tamin'ireo, dia Semaia sy Netania sy Zebadia sy Asahela sy Semiramota sy Jonatana sy Adonia sy Tobia ary Tob-adonia, Levita, mbamin'i Elisama sy Jorama, mpisorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy levita* koa niaraka tamin’ireo, dia i Semaia, i Netania, i Zebadia, i Asahela, i Semiramota, i Jonatana, i Adonia, i Tobia ary i Toba-Adonia, mbamin’i Elisama sy i Jorama, mpisorona.
malagasy
Ary nisy Levita koa niaraka tamin'ireo, dia Semaia sy Netania sy Zebadia sy Asahela sy Semiramota sy Jonatana sy Adonia sy Tobia ary Tob-adonia, Levita, mbamin'i Elisama sy Jorama, mpisorona.