2 Chronicles 17:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nampianatra tany Joda izy ireo ka noentiny ny bokin’ny lalànan’NY TOMPO, dia nitety ny tanànan’ny Joda rehetra izy ka nampianatra teny amin’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampianatra tao amin’i Jodà ireo, nitondra ny bokin’ny lalàn’i Iaveh; nitety ny tanànan’i Jodà rehetra, ary nampianatra teny amin’ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampianatra eran’i Joda ireo; fa sady nitondra ny bokin’ny lalànan’ny TOMPO izy no nitety ny tanàna rehetra tany Joda, ka nampianatra ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ary nampianatra tany Joda izy ireo, ka nentiny ny bokin'ny lalàn'i Jehovah, dia nitety ny tanànan'ny Joda rehetra izy ka nampianatra teny amin'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nampianatra tany Joda izy ireo ka noentiny ny bokin’ny lalànan’NY TOMPO, dia nitety ny tanànan’ny Joda rehetra izy ka nampianatra teny amin’ny olona.
malagasy
Ary nampianatra tany Joda izy ireo, ka nentiny ny bokin'ny lalàn'i Jehovah, dia nitety ny tanànan'ny Joda rehetra izy ka nampianatra teny amin'ny olona.